Hahay ny nomerika
Hanomana atrikasa momba ny finday, ny birao, ny fampisehoana vokatra ary ny fitantanana tsotra.
MILAGNETSARA · Vehivavy sy fandraharahana
Eo am-panomanana · mitady mpiara-miombon’antokaHanorina miaraka amin’ny vehivavy ny fifanampiana, ny fahaiza-manao nomerika ary ny fahafahana hampahafantatra ny asany.

Asa kasaina · mbola ifanarahana ny daty sy ny fitaovana.
Hanomana atrikasa momba ny finday, ny birao, ny fampisehoana vokatra ary ny fitantanana tsotra.
Hanampy amin’ny fiches vokatra sy ny fahitana ny asa, arakaraka ny fepetran’ny tsena.
Hampifandray vehivavy mpandraharaha, fikambanana, mpanofana ary mpanoro hevitra.
Handray anjara
Vondrom-behivavy, mpanofana, mpanoro hevitra, fitaovana ary mpiara-miombon’antoka.
Hiresaka momba ity tetikasa ityMILAGNETSARA
Ampahafantaro olona, vondrona na fikambanana afaka mandray anjara ny MILAGNETSARA.