FANOMEZANA · FITAOVANA · FOTOANA
Afaka manokatra lalana ny fanohananao.
Misafidiana tetikasa sy fomba handraisana anjara. Hiara-hamaritra ny filàna, ny mpandray ary ny fepetra alohan’ny fanekena.
Hijery ny fanaraha-maso →Valiny alohan’ny handraisana anjara.
Efa natomboka ve ny fandaharanasa ?
Eo am-panomanana. Hambara ny tompon’andraikitra, mpiara-miombon’antoka, tetibola sy daty rehefa voamarina.
Afaka manampy tsy amin’ny vola ve ?
Eny. Afaka manolotra fitaovana, fahaiza-manao, fotoana na fifandraisana.
Maka vola ve ity formulaire ity ?
Tsia. Manomana hafatra WhatsApp fotsiny izy mba hiresahana ny fepetra.
Ahoana ny fanaraha-maso ?
Kasaina ny fanamarinana mpandray, porofo fandraisana ary tatitra momba ny fampiasana nifanarahana.