Ambalafary · Farafangana08:00 — 20:00
MILAGNETSARAMiantsena. Mifandray. Mivoatra.

FIOFANANA MODULAIRE

Fahaiza-manao iray, vokatra iray.

Fiofanana fohy sy azo ampiharina, mora jerena amin’ny finday, miaraka amin’ny ohatra eto an-toerana sy exercice.

MODULE

Fandraharahana: manomboka sy mivarotra

  • Mitady hevitra mety
  • Manao kajy vidiny sy tombony
  • Mivarotra amin’ny Facebook/WhatsApp
  • Mitazona caisse tsotra
Hisoratra mialohana amin’ny mailaka
MODULE

Marketing digital eto an-toerana

  • Facebook pro
  • Contenu mahasarika
  • WhatsApp Business
  • Fandrefesana vokatra
MODULE

Fitantanana sy kaonty tsotra

  • Caisse isan’andro
  • Fandaniana sy fidiram-bola
  • Stock sy marge
  • Rapport isam-bolana
MODULE

Fifehezantena sy fandrosoana

  • Tanjona
  • Fitantanana fotoana
  • Fifandraisana
  • Fahazarana mahasoa
Noforonina mba hahasoa ny fiarahamonina.MILAGNETSARA mampifandray ny vokatra eto an-toerana, ny nomerika, ny fahaiza-manao, ny tontolo iainana ary ny tsena vaovao.Hijery ny fiantraikany →
Hiresaka amin’ny WhatsApp