Antontan-taratasy fangatahana asa
CV hatramin’ny pejy 2, taratasy fangatahana asa iray, PDF sy rakitra azo ovaina. Fanitsiana iray tafiditra.
25 000 ArNy mpanjifa no manome ny tena mombamomba azy. Ifanarahana mialoha ny fe-potoana. Tsy misy fampanantenana hahazo asa.
Hangataka fanampiana ↗Fampahafantarana ny varotra
Sary 3, lahatsoratra 3 vonona hapetraka ary katalaogy kely misy vokatra 5 avy amin’ny sary sy vidiny nomena. Andiany fanitsiana iray.
100 000 ArTsy tafiditra ny dokambarotra andoavam-bola sy ny famoahana. Ifanarahana rehefa voaray ny akora ny fe-potoana. Tsy misy antoka amin’ny isan’ny varotra.
Hangataka fanampiana ↗Fitantanana caisse tsotra
Modely Excel hanarahana caisse sy tombony, fanazavana 45 minitra ary boky FR/MG. Fanazavana ny vola, fanondroana, lany ary tombony.
100 000 ArHamarino mialoha ny fotoana sy ny fahafahan’ny fitaovana manokatra ny rakitra. Fototra fitantanana; tsy tafiditra ny fanambarana hetra.
Hangataka fanampiana ↗